💻 Fampiofanana Informatika 100% an-tserasera

Mianara asa marina,
amin'ny teny azonao.

Mora Abonner dia manolotra 7 formations vita amin'ny video — 89 ora, 665 lesona, 33 Go atiny. Ny ankamaroany amin'ny teny malagasy, ny sasany amin'ny teny frantsay.

  • 🚀🌱 Ho an'ny vao manomboka
  • 🎥 Lesona tsotra sy mora arahina
  • 🤝 Fanohanana mandritra ny fianarana
  • 💰 Vidiny mirary  •  🎁 Bonus manokana
Hijery ny formations →
0
Formations
0
De vidéo
0
Lesona
0
Atiny
0
Boky PDF

⚙️ Ny faharetana rehetra aseho eto dia norefesina tao anatin'ny rakitra video tsirairay, fa tsy tombana.

// Mora Abonner

Fampiofanana natao ho an'ny olona te-hianatra tokoa

Tsy sekoly lehibe izahay fa mpanabe manolotra atiny mazava sy mirindra. Ny tanjona dia tsotra: mba hisy asa na orinasa vokatry ny fianaranao.

🎥

Video mazava

Video 665 voalahatra ao anaty dossier mirindra. Ny lesona rehetra hitanao mialoha eto — anarana, faharetana, habe. Tsy misy afenina.

🇲🇬

Amin'ny teny malagasy

Formation 6 amin'ny 7 dia amin'ny teny malagasy. Voamarika mazava eo amin'ny karatra tsirairay ny teny ampiasaina.

🤝

Fanohanana

Rehefa mividy ianao dia tsy avela irery: misy fanohanana amin'ny Messenger na WhatsApp mandritra ny fianarana.

💰

Vidiny mirary

Manomboka amin'ny 20 000 Ar. Fandoavana indray mandeha, tsy misy abonnement, tsy misy compte — anao mandrakizay.

// Ny katalaogy

Fidio ny lalanao

Tsindrio ny formation iray hisokafan'ny pejy feno: fandaharana, teny ampiasaina, rakitra tsirairay sy vidiny.

// Ampy ve ny stockage-nao ?

Kajio mialoha ny toerana ilaina

Fidio ny formation tianao dia ho hitanao ny habe, ny ora sy ny vidiny totaly.

// Ahoana no fandehany

Efa-dingana fotsiny

1

Mifidy

Jereo ny katalaogy sy ny atiny. Kajio ny habe ilaina amin'ny calculateur.

2

Mifandray

Tsindrio ny bokotra Antso na WhatsApp. Lazao ny formation tianao.

3

Mandoa

Fandoavana indray mandeha amin'ny Mvola, Orange Money na Airtel Money.

4

Mahazo

Alefa amin'ny clé USB, disque na transfert. Anao mandrakizay — tsy mila internet.

⚠️ Fampahatsiahivana ara-dalàna — ny formation momba ny cybersécurité sy Kali Linux dia natao ho hacking éthique sy fiarovana. Ny teknika aseho dia ampiharina ao amin'ny laboratoire manokana na amin'ny rafitra anao ihany, na amin'izay nahazoana alalana an-tsoratra. Ny fitsapana rafitra an'olon-kafa tsy misy alalana dia heloka.
// Fanontaniana matetika

Izay anontanian'ny olona anay

// 📩 Alefaso MP

Vonona hanomboka ?

Tsindrio ny bokotra dia mifandray mivantana aminay ianao — antso na WhatsApp.